plt_tn/oba/01/17.md

753 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany i Yaveh.

tafatsoaka

"tafatsoaka ny famaizan'Yaveh." Ireo dia olona mbola velona taorian'ny fanasazian'Yaveh.

ary izany

Ny teny hoe "izany" dia manondro ny "tendrombohitra Ziona."

taranak'i Jakoba ... Josefa dia ho lelan'afo

Noharin'Yaveh amin'ny afo ny taranak'i Jakoba sy Josefa satria izy ireo dia hamotika an'i Esao tahaka ny afo izay mandrehitra haingana ny mololo.

Mololo

"mololo" na "akofa". Ampahany maina sisa tavela rehefa masaka avy jijaina ny voa.

ary izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny taranak'i Jakoba sy ny taranak'i Josefa.

Tsy hisy ho velona ny taranak'i Esao,

"Tsy hisy na iray amin'ny taranak'i Esao ho velona."