plt_tn/oba/01/15.md

1020 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh

Fa efa akaikin'ny firenena rehetra ny andron'i Yaveh.

"Tsy ho ela dia ho avy ny fotoana hanehoan'Yaveh amin'ny firenena rehetra fa Izy dia Tompo."

Toy ny nataonao, no mbola hatao aminao

"Hataoko aminao izay zavatra nataonao tamin'ny hafa."

hitsingerina ao an-dohanao ny zava-bitanao

DH: "ianao dia hizaka ny vokatry ny zavatra nataonao."

Fa tahaka anao

Ny teny hoe "anao" ho an'ny olon'i Edoma.

tahaka ny efa nisotroanao

Ireo mpaminany dia mamaritra ny olona izay nosazin'Andriamanitra toy ny hoe misotro ny famaizan'Yaveh DH: "tahaka ny nanasaziako anao."

tendrombohitro masina

Fomba iray ilazana an'i Jerosalema io

hisotroan'ireo firenen-drehetra tsy an-kiato

DH: "Tsy hitsahatra hanasazy ny firenena rehetra aho." Yaveh dia nanasazy an'i Jerosalema, kanefa Izy dia nijanona mialohan'ny nandringanany ny vahoaka rehetra. Saingy, hanasazy ireo firenena sisa Izy mandrapaha-foana azy.