plt_tn/oba/01/15.md

32 lines
1020 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh
# Fa efa akaikin'ny firenena rehetra ny andron'i Yaveh.
"Tsy ho ela dia ho avy ny fotoana hanehoan'Yaveh amin'ny firenena rehetra fa Izy dia Tompo."
# Toy ny nataonao, no mbola hatao aminao
"Hataoko aminao izay zavatra nataonao tamin'ny hafa."
# hitsingerina ao an-dohanao ny zava-bitanao
DH: "ianao dia hizaka ny vokatry ny zavatra nataonao."
# Fa tahaka anao
Ny teny hoe "anao" ho an'ny olon'i Edoma.
# tahaka ny efa nisotroanao
Ireo mpaminany dia mamaritra ny olona izay nosazin'Andriamanitra toy ny hoe misotro ny famaizan'Yaveh DH: "tahaka ny nanasaziako anao."
# tendrombohitro masina
Fomba iray ilazana an'i Jerosalema io
# hisotroan'ireo firenen-drehetra tsy an-kiato
DH: "Tsy hitsahatra hanasazy ny firenena rehetra aho." Yaveh dia nanasazy an'i Jerosalema, kanefa Izy dia nijanona mialohan'ny nandringanany ny vahoaka rehetra. Saingy, hanasazy ireo firenena sisa Izy mandrapaha-foana azy.