# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh # Fa efa akaikin'ny firenena rehetra ny andron'i Yaveh. "Tsy ho ela dia ho avy ny fotoana hanehoan'Yaveh amin'ny firenena rehetra fa Izy dia Tompo." # Toy ny nataonao, no mbola hatao aminao "Hataoko aminao izay zavatra nataonao tamin'ny hafa." # hitsingerina ao an-dohanao ny zava-bitanao DH: "ianao dia hizaka ny vokatry ny zavatra nataonao." # Fa tahaka anao Ny teny hoe "anao" ho an'ny olon'i Edoma. # tahaka ny efa nisotroanao Ireo mpaminany dia mamaritra ny olona izay nosazin'Andriamanitra toy ny hoe misotro ny famaizan'Yaveh DH: "tahaka ny nanasaziako anao." # tendrombohitro masina Fomba iray ilazana an'i Jerosalema io # hisotroan'ireo firenen-drehetra tsy an-kiato DH: "Tsy hitsahatra hanasazy ny firenena rehetra aho." Yaveh dia nanasazy an'i Jerosalema, kanefa Izy dia nijanona mialohan'ny nandringanany ny vahoaka rehetra. Saingy, hanasazy ireo firenena sisa Izy mandrapaha-foana azy.