plt_tn/oba/01/10.md

36 lines
779 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh.
# Jakoba rahalahinao
DH: "ny havanao izay taranak'i Jakoba."
# ho rakotra henatra ianao
"ho menatra tanteraka ianao"
# ho ringana mandrakizay
"tsy hisy intsony."
# namitsahanao
"nijery ary tsy nanao na inona na inona ho fanampiana"
# ireo vahiny
olona avy any amin'ny firenen-kafa
# ny fananany
Ny teny hoe: "ny" dia manondro an'i "Jakoba", izay fomba iray hafa hilazana ny Zanak'Israely.
# nanaovana loka an'i Jerosalema
Izany andian-teny izany dia midika hoe: "nanao filokana izy ireo hanapahan-kevitra hoe iza no hahazo ny zavatra sarobidy azony tany Jerosalema."
# tahaka ny iray tamin'izy ireo ianao
"dia toy ny hoe iray amin'ireo vahiny ireo ianao"