plt_tn/oba/01/10.md

779 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh.

Jakoba rahalahinao

DH: "ny havanao izay taranak'i Jakoba."

ho rakotra henatra ianao

"ho menatra tanteraka ianao"

ho ringana mandrakizay

"tsy hisy intsony."

namitsahanao

"nijery ary tsy nanao na inona na inona ho fanampiana"

ireo vahiny

olona avy any amin'ny firenen-kafa

ny fananany

Ny teny hoe: "ny" dia manondro an'i "Jakoba", izay fomba iray hafa hilazana ny Zanak'Israely.

nanaovana loka an'i Jerosalema

Izany andian-teny izany dia midika hoe: "nanao filokana izy ireo hanapahan-kevitra hoe iza no hahazo ny zavatra sarobidy azony tany Jerosalema."

tahaka ny iray tamin'izy ireo ianao

"dia toy ny hoe iray amin'ireo vahiny ireo ianao"