# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh. # Jakoba rahalahinao DH: "ny havanao izay taranak'i Jakoba." # ho rakotra henatra ianao "ho menatra tanteraka ianao" # ho ringana mandrakizay "tsy hisy intsony." # namitsahanao "nijery ary tsy nanao na inona na inona ho fanampiana" # ireo vahiny olona avy any amin'ny firenen-kafa # ny fananany Ny teny hoe: "ny" dia manondro an'i "Jakoba", izay fomba iray hafa hilazana ny Zanak'Israely. # nanaovana loka an'i Jerosalema Izany andian-teny izany dia midika hoe: "nanao filokana izy ireo hanapahan-kevitra hoe iza no hahazo ny zavatra sarobidy azony tany Jerosalema." # tahaka ny iray tamin'izy ireo ianao "dia toy ny hoe iray amin'ireo vahiny ireo ianao"