plt_tn/oba/01/05.md

28 lines
780 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh.
# raha avy alina ny jiolahy
"na raha tonga ny jiolahy mandritra ny alina"
# jiolahy
olona mangalatra zavatra amin'ny alalan'ny herisetra amin'ny olona hafa
# ahoana no faharavanao
Yaveh dia nanampy io andian-teny io eny afovoan'ny fehezanteny iray hafa mba hanehoana fa ny famaizana an'i Edoma dia manafintohina. DH: "ringana tanteraka ianao."
# moa ve tsy izay sahaza azy ihany no angalariny?
DH: "Izy ireo dia hangalatra izay sahaza azy ireo ihany."
# Endrey ny fitadiavana an'i Esao, sy ny fitadiavana ireo harena miafiny
DH: "Nitady an'i Esao ireo fahavalo; nitady ireo hareny miafina izy ireo."
# Fitadiavana
mitady zavatra hahafahana mangalatra azy ireo