# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh. # raha avy alina ny jiolahy "na raha tonga ny jiolahy mandritra ny alina" # jiolahy olona mangalatra zavatra amin'ny alalan'ny herisetra amin'ny olona hafa # ahoana no faharavanao Yaveh dia nanampy io andian-teny io eny afovoan'ny fehezanteny iray hafa mba hanehoana fa ny famaizana an'i Edoma dia manafintohina. DH: "ringana tanteraka ianao." # moa ve tsy izay sahaza azy ihany no angalariny? DH: "Izy ireo dia hangalatra izay sahaza azy ireo ihany." # Endrey ny fitadiavana an'i Esao, sy ny fitadiavana ireo harena miafiny DH: "Nitady an'i Esao ireo fahavalo; nitady ireo hareny miafina izy ireo." # Fitadiavana mitady zavatra hahafahana mangalatra azy ireo