plt_tn/oba/01/05.md

780 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh.

raha avy alina ny jiolahy

"na raha tonga ny jiolahy mandritra ny alina"

jiolahy

olona mangalatra zavatra amin'ny alalan'ny herisetra amin'ny olona hafa

ahoana no faharavanao

Yaveh dia nanampy io andian-teny io eny afovoan'ny fehezanteny iray hafa mba hanehoana fa ny famaizana an'i Edoma dia manafintohina. DH: "ringana tanteraka ianao."

moa ve tsy izay sahaza azy ihany no angalariny?

DH: "Izy ireo dia hangalatra izay sahaza azy ireo ihany."

Endrey ny fitadiavana an'i Esao, sy ny fitadiavana ireo harena miafiny

DH: "Nitady an'i Esao ireo fahavalo; nitady ireo hareny miafina izy ireo."

Fitadiavana

mitady zavatra hahafahana mangalatra azy ireo