plt_tn/oba/01/01.md

407 B

Iaveh

Ity no anaran'Andriamanitra izay nambara tao amin'ny Testamenta Taloha.

nalefa ny masoivoho

DH: "Andriamanitra dia nandefa masoivoho"

Mitsangàna

"mitsangàna" ity andian-teny ity dia entina hilazana ny olona mba ho vonona.

Indro

DH: "jereo" na "henoy" na "tandremo tsara izay ho lazaiko aminao"

ho atao tsinontsinona tanteraka ianao

"ireo olon'ny firenena hafa dia hankahala anao"