plt_tn/oba/01/01.md

20 lines
407 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Iaveh
Ity no anaran'Andriamanitra izay nambara tao amin'ny Testamenta Taloha.
# nalefa ny masoivoho
DH: "Andriamanitra dia nandefa masoivoho"
# Mitsangàna
"mitsangàna" ity andian-teny ity dia entina hilazana ny olona mba ho vonona.
# Indro
DH: "jereo" na "henoy" na "tandremo tsara izay ho lazaiko aminao"
# ho atao tsinontsinona tanteraka ianao
"ireo olon'ny firenena hafa dia hankahala anao"