# Iaveh Ity no anaran'Andriamanitra izay nambara tao amin'ny Testamenta Taloha. # nalefa ny masoivoho DH: "Andriamanitra dia nandefa masoivoho" # Mitsangàna "mitsangàna" ity andian-teny ity dia entina hilazana ny olona mba ho vonona. # Indro DH: "jereo" na "henoy" na "tandremo tsara izay ho lazaiko aminao" # ho atao tsinontsinona tanteraka ianao "ireo olon'ny firenena hafa dia hankahala anao"