plt_tn/num/35/31.md

375 B

Tsy maintsy vonoina tokoa izy

DH: "Tsy maintsy mamono azy ianao"

aoka tsy...hamelanao azy honina ao amin'ny fitoerany

Midika izany fa niala tao amin'ny tanàna fialofana ary nody ilay olona. DH: "Aoka tsy...hamelanao hiala ao amin'ny tanàna fialofana izy ka hody mba hipetraka ao amin'ny tranony"

ho amin'izany fomba izany

"tamin'ny fanekena ny vidim-panavotana"