# Tsy maintsy vonoina tokoa izy DH: "Tsy maintsy mamono azy ianao" # aoka tsy...hamelanao azy honina ao amin'ny fitoerany Midika izany fa niala tao amin'ny tanàna fialofana ary nody ilay olona. DH: "Aoka tsy...hamelanao hiala ao amin'ny tanàna fialofana izy ka hody mba hipetraka ao amin'ny tranony" # ho amin'izany fomba izany "tamin'ny fanekena ny vidim-panavotana"