plt_tn/num/35/31.md

12 lines
375 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy maintsy vonoina tokoa izy
DH: "Tsy maintsy mamono azy ianao"
# aoka tsy...hamelanao azy honina ao amin'ny fitoerany
Midika izany fa niala tao amin'ny tanàna fialofana ary nody ilay olona. DH: "Aoka tsy...hamelanao hiala ao amin'ny tanàna fialofana izy ka hody mba hipetraka ao amin'ny tranony"
# ho amin'izany fomba izany
"tamin'ny fanekena ny vidim-panavotana"