plt_tn/num/35/12.md

308 B

ny mpamaly faty

Io dia manondro ny havana akaiky izay mitady hamaly faty amin'ny famonoana ilay voampanga.

mba tsy ho faty mandra-pitsangany hotsaraina eo anoloan'ny fiaraha-monina ny voampanga

DH: "mba tsy hisy olona hamono ilay voampanga alohan'ny hitsaran'ny fivondronana azy eo amin'ny fitsarana.