# ny mpamaly faty Io dia manondro ny havana akaiky izay mitady hamaly faty amin'ny famonoana ilay voampanga. # mba tsy ho faty mandra-pitsangany hotsaraina eo anoloan'ny fiaraha-monina ny voampanga DH: "mba tsy hisy olona hamono ilay voampanga alohan'ny hitsaran'ny fivondronana azy eo amin'ny fitsarana.