plt_tn/num/35/12.md

8 lines
308 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny mpamaly faty
Io dia manondro ny havana akaiky izay mitady hamaly faty amin'ny famonoana ilay voampanga.
# mba tsy ho faty mandra-pitsangany hotsaraina eo anoloan'ny fiaraha-monina ny voampanga
DH: "mba tsy hisy olona hamono ilay voampanga alohan'ny hitsaran'ny fivondronana azy eo amin'ny fitsarana.