plt_tn/num/31/50.md

460 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo manam-pahefana.

fehin-tanana sy haba, peratra fanombohan-kase, kavina, ary rojo

Ireo dia karazana firavaka izay anaovan'ny olona.

mba hanaovana fanavotana ho anay eo anoloan'i Yaveh

"mba hisaorana an'Andriamanitra tamin'ny namonjena ny ainay"

ny volamena sy ireo fanaky ny asa tanana rehetra

"ireo zavatra rehetra vita amin'ny volamena" na "ireo firavaka volamena rehetra"