# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo manam-pahefana. # fehin-tanana sy haba, peratra fanombohan-kase, kavina, ary rojo Ireo dia karazana firavaka izay anaovan'ny olona. # mba hanaovana fanavotana ho anay eo anoloan'i Yaveh "mba hisaorana an'Andriamanitra tamin'ny namonjena ny ainay" # ny volamena sy ireo fanaky ny asa tanana rehetra "ireo zavatra rehetra vita amin'ny volamena" na "ireo firavaka volamena rehetra"