plt_tn/num/31/50.md

16 lines
460 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo manam-pahefana.
# fehin-tanana sy haba, peratra fanombohan-kase, kavina, ary rojo
Ireo dia karazana firavaka izay anaovan'ny olona.
# mba hanaovana fanavotana ho anay eo anoloan'i Yaveh
"mba hisaorana an'Andriamanitra tamin'ny namonjena ny ainay"
# ny volamena sy ireo fanaky ny asa tanana rehetra
"ireo zavatra rehetra vita amin'ny volamena" na "ireo firavaka volamena rehetra"