plt_tn/num/31/21.md

623 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mampianatra ireo miaramila ny fomba hahatongavana madio ara-pomba eo anatrehan'i Yaveh aorian'ny handehanana amin'ny ady i Eleazara.

volamena, volafotsy, varahina, vy, vifotsy, sy firaka

vy izay nampiasaina nandritra izany vanim-potoana izany

izay tsy andairan'ny afo

"izay tsy ho may"

tsy maintsy ataonareo anaty afo

"ataovy ao anaty afo"

rano fandiovana

Io dia manondro ny rano izay nafangaron'ny olona tamin'ny lavenona avy amin'ny fanatitra noho ny ota. Jereo ny: 19:17.

ka dia hadio ianareo

Ireo dia fomba hahatongavana madio ara-pomba eo anatrehan'i Yaveh.