plt_tn/num/31/21.md

24 lines
623 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mampianatra ireo miaramila ny fomba hahatongavana madio ara-pomba eo anatrehan'i Yaveh aorian'ny handehanana amin'ny ady i Eleazara.
# volamena, volafotsy, varahina, vy, vifotsy, sy firaka
vy izay nampiasaina nandritra izany vanim-potoana izany
# izay tsy andairan'ny afo
"izay tsy ho may"
# tsy maintsy ataonareo anaty afo
"ataovy ao anaty afo"
# rano fandiovana
Io dia manondro ny rano izay nafangaron'ny olona tamin'ny lavenona avy amin'ny fanatitra noho ny ota. Jereo ny: 19:17.
# ka dia hadio ianareo
Ireo dia fomba hahatongavana madio ara-pomba eo anatrehan'i Yaveh.