# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mampianatra ireo miaramila ny fomba hahatongavana madio ara-pomba eo anatrehan'i Yaveh aorian'ny handehanana amin'ny ady i Eleazara. # volamena, volafotsy, varahina, vy, vifotsy, sy firaka vy izay nampiasaina nandritra izany vanim-potoana izany # izay tsy andairan'ny afo "izay tsy ho may" # tsy maintsy ataonareo anaty afo "ataovy ao anaty afo" # rano fandiovana Io dia manondro ny rano izay nafangaron'ny olona tamin'ny lavenona avy amin'ny fanatitra noho ny ota. Jereo ny: 19:17. # ka dia hadio ianareo Ireo dia fomba hahatongavana madio ara-pomba eo anatrehan'i Yaveh.