plt_tn/num/31/18.md

674 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ireo mpitarika ny tafik'Israelita momba ny mampadio azy ireo eo anatrehan'Andriamanitra i Mosesy.

izay tsy mbola niara-nandry tamin'ny lehilahy mihitsy

Io dia manondro ireo tovovavy izay virijiny.

Ianareo rehetra

Manondro ny olona izay niady tao amin'ny ady i Mosesy, fa tsy ireo mpitarika ihany.

tsy maintsy manadio ny tenanareo ianareo

Tsy maintsy lasa madio ara-panahy indray mialohan'ny hidirana ao an-toby izy ireo.

ny zavatra rehetra vita amin'ny hodi-biby sy volon'osy, ary ny zavatra rehetra vita amin'ny hazo

DH: "ny zavatra rehetra izay nataon'ny olona tamin'ny hodi-biby, volon'osy, ary hazo"