# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ireo mpitarika ny tafik'Israelita momba ny mampadio azy ireo eo anatrehan'Andriamanitra i Mosesy. # izay tsy mbola niara-nandry tamin'ny lehilahy mihitsy Io dia manondro ireo tovovavy izay virijiny. # Ianareo rehetra Manondro ny olona izay niady tao amin'ny ady i Mosesy, fa tsy ireo mpitarika ihany. # tsy maintsy manadio ny tenanareo ianareo Tsy maintsy lasa madio ara-panahy indray mialohan'ny hidirana ao an-toby izy ireo. # ny zavatra rehetra vita amin'ny hodi-biby sy volon'osy, ary ny zavatra rehetra vita amin'ny hazo DH: "ny zavatra rehetra izay nataon'ny olona tamin'ny hodi-biby, volon'osy, ary hazo"