plt_tn/num/31/18.md

20 lines
674 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ireo mpitarika ny tafik'Israelita momba ny mampadio azy ireo eo anatrehan'Andriamanitra i Mosesy.
# izay tsy mbola niara-nandry tamin'ny lehilahy mihitsy
Io dia manondro ireo tovovavy izay virijiny.
# Ianareo rehetra
Manondro ny olona izay niady tao amin'ny ady i Mosesy, fa tsy ireo mpitarika ihany.
# tsy maintsy manadio ny tenanareo ianareo
Tsy maintsy lasa madio ara-panahy indray mialohan'ny hidirana ao an-toby izy ireo.
# ny zavatra rehetra vita amin'ny hodi-biby sy volon'osy, ary ny zavatra rehetra vita amin'ny hazo
DH: "ny zavatra rehetra izay nataon'ny olona tamin'ny hodi-biby, volon'osy, ary hazo"