plt_tn/num/29/39.md

318 B

Ireo no tsy maintsy haterinao ho an'i Yaveh

"Ireo fanatitra ireo no tsy maintsy atolotrareo"

firavoravoana izay efa voafaritra

"firavoravoana efa voalamina." Ireo no firavoravoana izay natao tamin'ny fotoana voarindra mahazatra. Ny teny hoe "voafaritra" dia midika hoe "voapetraka" na "efa voafaritra mialoha."