# Ireo no tsy maintsy haterinao ho an'i Yaveh "Ireo fanatitra ireo no tsy maintsy atolotrareo" # firavoravoana izay efa voafaritra "firavoravoana efa voalamina." Ireo no firavoravoana izay natao tamin'ny fotoana voarindra mahazatra. Ny teny hoe "voafaritra" dia midika hoe "voapetraka" na "efa voafaritra mialoha."