plt_tn/num/29/39.md

8 lines
318 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo no tsy maintsy haterinao ho an'i Yaveh
"Ireo fanatitra ireo no tsy maintsy atolotrareo"
# firavoravoana izay efa voafaritra
"firavoravoana efa voalamina." Ireo no firavoravoana izay natao tamin'ny fotoana voarindra mahazatra. Ny teny hoe "voafaritra" dia midika hoe "voapetraka" na "efa voafaritra mialoha."