plt_tn/num/29/14.md

1.1 KiB

voaharo diloilo

DH: "izay nafangaronao tamin'ny diloilo"

telo ampahafolon'ny efaha

Ny "telo ampahafolo" dia midika hoe ampahany telo amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao izany. DH: "enina litatra" na "telo ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny enina litatra)"

ombilahy telo ambin'ny folo...zanak'ondry efatra ambin'ny folo

"ombilahy 13...zanak'ondry 14"

roa ampahafolony

Ny teny hoe "efaha" dia tsy ao ary afaka ampiana. Ny "roa ampahafolo" dia midika hoe ampahany roa amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny mari-pamarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "efatra litatra sy tapany" na "roa ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 4.5 litatra)"

ampahafolon'ny efaha

Ny "ampahafolo" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao izany. DH: "2 litatra" na "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra)"

ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra sotroina amin'izany

ny fanatitra hohanina ary ny fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'ny fanatitra dorana mahazatra.