plt_tn/num/29/14.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# voaharo diloilo
DH: "izay nafangaronao tamin'ny diloilo"
# telo ampahafolon'ny efaha
Ny "telo ampahafolo" dia midika hoe ampahany telo amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao izany. DH: "enina litatra" na "telo ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny enina litatra)"
# ombilahy telo ambin'ny folo...zanak'ondry efatra ambin'ny folo
"ombilahy 13...zanak'ondry 14"
# roa ampahafolony
Ny teny hoe "efaha" dia tsy ao ary afaka ampiana. Ny "roa ampahafolo" dia midika hoe ampahany roa amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny mari-pamarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "efatra litatra sy tapany" na "roa ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 4.5 litatra)"
# ampahafolon'ny efaha
Ny "ampahafolo" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao izany. DH: "2 litatra" na "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra)"
# ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra sotroina amin'izany
ny fanatitra hohanina ary ny fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'ny fanatitra dorana mahazatra.