# voaharo diloilo DH: "izay nafangaronao tamin'ny diloilo" # telo ampahafolon'ny efaha Ny "telo ampahafolo" dia midika hoe ampahany telo amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao izany. DH: "enina litatra" na "telo ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny enina litatra)" # ombilahy telo ambin'ny folo...zanak'ondry efatra ambin'ny folo "ombilahy 13...zanak'ondry 14" # roa ampahafolony Ny teny hoe "efaha" dia tsy ao ary afaka ampiana. Ny "roa ampahafolo" dia midika hoe ampahany roa amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny mari-pamarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "efatra litatra sy tapany" na "roa ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 4.5 litatra)" # ampahafolon'ny efaha Ny "ampahafolo" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao izany. DH: "2 litatra" na "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra)" # ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra sotroina amin'izany ny fanatitra hohanina ary ny fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'ny fanatitra dorana mahazatra.