plt_tn/num/27/09.md

357 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no manohy ny lalàn'Andriamanitra momba izay hahazo tany raha tsy manan-janaka lahy ny lehilahy iray.

lalàna mafy haorina amin'ny didy ho an'ny vahoakan'ny Israely

DH: "lalàna izay tsy maintsy ankatoavin'ny vahoakan'Israely rehetra"

efa nandidian'i Yaveh ahy.

Eto ny hoe "ahy" dia manondro an'i Mosesy.