# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no manohy ny lalàn'Andriamanitra momba izay hahazo tany raha tsy manan-janaka lahy ny lehilahy iray. # lalàna mafy haorina amin'ny didy ho an'ny vahoakan'ny Israely DH: "lalàna izay tsy maintsy ankatoavin'ny vahoakan'Israely rehetra" # efa nandidian'i Yaveh ahy. Eto ny hoe "ahy" dia manondro an'i Mosesy.