plt_tn/num/27/09.md

12 lines
357 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no manohy ny lalàn'Andriamanitra momba izay hahazo tany raha tsy manan-janaka lahy ny lehilahy iray.
# lalàna mafy haorina amin'ny didy ho an'ny vahoakan'ny Israely
DH: "lalàna izay tsy maintsy ankatoavin'ny vahoakan'Israely rehetra"
# efa nandidian'i Yaveh ahy.
Eto ny hoe "ahy" dia manondro an'i Mosesy.