forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
460 B
Markdown
12 lines
460 B
Markdown
# Nitsangana...izy ireo
|
|
|
|
"Nitsangana...ireo zanaka vavin'i Zelofada"
|
|
|
|
# izay niray tetika tao amin'ny antokon'i Kora hanohitra an'i Yaveh
|
|
|
|
Niara-niangona sy nikomy tamin'Andriamanitra ny vahoaka tao amin'ny antokon'i Kora. Novonoin'i Yaveh, noho ny fahotany izy ireo. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "izay maty satria anisan'ireo mpanaraka an'i Kora izay nikomy tamin'i Yaveh izy ireo"
|
|
|
|
# fahotany ihany
|
|
|
|
"noho ny fahotany ihany"
|