# Nitsangana...izy ireo "Nitsangana...ireo zanaka vavin'i Zelofada" # izay niray tetika tao amin'ny antokon'i Kora hanohitra an'i Yaveh Niara-niangona sy nikomy tamin'Andriamanitra ny vahoaka tao amin'ny antokon'i Kora. Novonoin'i Yaveh, noho ny fahotany izy ireo. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "izay maty satria anisan'ireo mpanaraka an'i Kora izay nikomy tamin'i Yaveh izy ireo" # fahotany ihany "noho ny fahotany ihany"