plt_tn/num/27/02.md

460 B

Nitsangana...izy ireo

"Nitsangana...ireo zanaka vavin'i Zelofada"

izay niray tetika tao amin'ny antokon'i Kora hanohitra an'i Yaveh

Niara-niangona sy nikomy tamin'Andriamanitra ny vahoaka tao amin'ny antokon'i Kora. Novonoin'i Yaveh, noho ny fahotany izy ireo. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "izay maty satria anisan'ireo mpanaraka an'i Kora izay nikomy tamin'i Yaveh izy ireo"

fahotany ihany

"noho ny fahotany ihany"