plt_tn/num/25/16.md

518 B

tamin'ny fitak'izy ire

Ny anarana hoe ''fitaka" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "tamin'ny namitahana anao"

Nitarika anareo tamin'ny ratsy izy ireo

"Nandresy lahatra anareo mba hanao izao zavatra izao izy ireo"

ny amin'i Peora...tamin'ny raharahan'i Peora

Ireo andianteny roa ireo dia samy midika fa nitranga tao amin'ny Tendrombohitr'i Peora ireo zavatra ireo.

Peora

Peora dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:28.

izay novonoina

DH: "izay novonoin'i Finehasa"