plt_tn/num/25/16.md

20 lines
518 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tamin'ny fitak'izy ire
Ny anarana hoe ''fitaka" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "tamin'ny namitahana anao"
# Nitarika anareo tamin'ny ratsy izy ireo
"Nandresy lahatra anareo mba hanao izao zavatra izao izy ireo"
# ny amin'i Peora...tamin'ny raharahan'i Peora
Ireo andianteny roa ireo dia samy midika fa nitranga tao amin'ny Tendrombohitr'i Peora ireo zavatra ireo.
# Peora
Peora dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:28.
# izay novonoina
DH: "izay novonoin'i Finehasa"