# tamin'ny fitak'izy ire Ny anarana hoe ''fitaka" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "tamin'ny namitahana anao" # Nitarika anareo tamin'ny ratsy izy ireo "Nandresy lahatra anareo mba hanao izao zavatra izao izy ireo" # ny amin'i Peora...tamin'ny raharahan'i Peora Ireo andianteny roa ireo dia samy midika fa nitranga tao amin'ny Tendrombohitr'i Peora ireo zavatra ireo. # Peora Peora dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:28. # izay novonoina DH: "izay novonoin'i Finehasa"