plt_tn/num/24/08.md

16 lines
470 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy maminany eo ambany fifehezan'ny Fanahin'Andriamanitra i Balama.
# Andriamanitra no mitondra azy
"Andriamanitra no mitondra ireo Israelita"
# amin'ny tanjaka tahaka ny ombidia
Io fampitahana io dia manindry fa manana hery be ireo Israelita.
# Hitelina ireo firenena...izy
Ireo Israelita dia resahin'i Balama toy ny hoe bibidia izay mihinana ny fahavalon'izy ireo. Midika izany fa handringana ireo fahavalony izy ireo.