plt_tn/num/24/08.md

470 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy maminany eo ambany fifehezan'ny Fanahin'Andriamanitra i Balama.

Andriamanitra no mitondra azy

"Andriamanitra no mitondra ireo Israelita"

amin'ny tanjaka tahaka ny ombidia

Io fampitahana io dia manindry fa manana hery be ireo Israelita.

Hitelina ireo firenena...izy

Ireo Israelita dia resahin'i Balama toy ny hoe bibidia izay mihinana ny fahavalon'izy ireo. Midika izany fa handringana ireo fahavalony izy ireo.