# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy maminany eo ambany fifehezan'ny Fanahin'Andriamanitra i Balama. # Andriamanitra no mitondra azy "Andriamanitra no mitondra ireo Israelita" # amin'ny tanjaka tahaka ny ombidia Io fampitahana io dia manindry fa manana hery be ireo Israelita. # Hitelina ireo firenena...izy Ireo Israelita dia resahin'i Balama toy ny hoe bibidia izay mihinana ny fahavalon'izy ireo. Midika izany fa handringana ireo fahavalony izy ireo.