plt_tn/num/24/02.md

531 B

Nanandratra ny masony izy

Eto ny hoe "nanandratra ny masony" dia fomba fiteny izay midika hoe mijery ambony. DH: "Nijery ambony izy"

tonga tao aminy ny Fanahin'Andriamanitra

Midika izany fa nifehy azy mba haminany ny Fanahin'Andriamanitra.

Naharay izao faminaniana izao izy

DH: "Nomen'Andriamanitra azy izao faminaniana izao"

Balama zanaka lahin'i Beora

Beora no rain'i Balama. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:5.

izay midiridiry maso

Io dia fomba fiteny izay midika hoe mahita sy mahatakatra mazava izy.