plt_tn/num/24/02.md

20 lines
531 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanandratra ny masony izy
Eto ny hoe "nanandratra ny masony" dia fomba fiteny izay midika hoe mijery ambony. DH: "Nijery ambony izy"
# tonga tao aminy ny Fanahin'Andriamanitra
Midika izany fa nifehy azy mba haminany ny Fanahin'Andriamanitra.
# Naharay izao faminaniana izao izy
DH: "Nomen'Andriamanitra azy izao faminaniana izao"
# Balama zanaka lahin'i Beora
Beora no rain'i Balama. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:5.
# izay midiridiry maso
Io dia fomba fiteny izay midika hoe mahita sy mahatakatra mazava izy.