# Nanandratra ny masony izy Eto ny hoe "nanandratra ny masony" dia fomba fiteny izay midika hoe mijery ambony. DH: "Nijery ambony izy" # tonga tao aminy ny Fanahin'Andriamanitra Midika izany fa nifehy azy mba haminany ny Fanahin'Andriamanitra. # Naharay izao faminaniana izao izy DH: "Nomen'Andriamanitra azy izao faminaniana izao" # Balama zanaka lahin'i Beora Beora no rain'i Balama. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:5. # izay midiridiry maso Io dia fomba fiteny izay midika hoe mahita sy mahatakatra mazava izy.