plt_tn/num/23/24.md

4 lines
189 B
Markdown

# mitsangana tahaka ny liom-bavy ny olona...novonoiny
Io andininy io dia sarinteny lava izay miresaka ny fandresen'Israely ireo fahavalony toy ny hoe liona mandevona ny hazany ny Israely.